You are here: home > Vetso

TOAVINA

                                  FANDRAISANA
     Fifaliana aok'izany
     no iainana hatrany
     satria miaraka amin'i Kristy
     ilay mpamonjy antsika ety
faly aho anio satria niaraka
amin'i kristy
ry olona o! mba miantra an'i kristy
fa Izy anie maty mba hamonjy antsika e!
ka mba ho valin'izany tiavo Izy
ary ankatoavy ny teniny
      hafatra ihany iny
     fa raha sitrakareo dia miezaha re!
     manao izay tokony hahafaly an'i Kristy

Hametraka hevitra

Midira aloha