NY TANTARAKO (TOAVINA)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Toavina no anarako
toy izao nyu tantarako
tantara tena marina
fa tsy namboaboarina
Za dia vehivavy tia sangy
sady tia mametaka anarana hoe be nangy
Izay no azoko nambara
fa tsy ilaina ny tantara
tsy dia misy tantaraina
sady zany tsy dia ilaina
Diam-penin'i TOAVINA
--------
Rohy:
2178 0
Hevitra mandeha
vetsoko ( 03/05/2006 14:40)
misy zavatra iray hitovizantsika sy ianao,raha tianao ho fantatra dia jereo ny tononkalo nosoratako,solon'anarako:vetsoko,nai ...Tsoa,na i T........
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : TOAVINA
Nampiditra : sofina02
Daty : 14/02/2006 13:22
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0141