Satria - aft
Satria ianao nanaiky,nanaiky satria mino
fa ny fo rehefa tia tsy mety manadino
satria ianao tomany manembona azy foana
satria ny lasa rehetra toa hita eo anoloana
satria ny fonao notoloranao ny tiany
satria ianao voafitak'ilay tsikiny fahiny
dia tsy helokao izay tomany
sy alahelo tsy voafetra
tsy helokao satria omban'ny
fitiavanao rehetra.
Sokajy :
Fiononana
Mombamomba
Mpanoratra : aft
Nampiditra : fatouDaty : 22/04/2004
Mpamangy : 2651
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
AIZA HO AIZAMitsikia
Tsiro
Poeta,iza moa ianao?
Poeta iza moa ianao?