Poeta,iza moa ianao? - aft
Azo vakiana?
Ianao ilay tsy mba nino afa-tsy tontolo
nofisin-tononkalo
ianao ilay tsy nitia afa-tsy ny olona
voarindra an-tononkalo
ianao ilay manantena anaty hakiviana
ianao ilay mitomany anoloan'ny hafaliana
ianao ilay velon-tsiky anaty fahoriana
ianao ilay hafahafa
ianao adaladala.
Sokajy :
Dikan-teny
Hevitra mandeha
fatou (14/09/2004 14:18:09)
Mombamomba
Mpanoratra : aft
Nampiditra : fatouDaty : 14/09/2004
Mpamangy : 1748
Mankafy : 1
Tononkalo hafa
AIZA HO AIZASatria
Mitsikia
Tsiro
Poeta iza moa ianao?