Hevitra momba ny fitia fahiny

Hiverina amin'ny fitia fahiny
zoky ( 17/04/2008 10:51)
Marina izany. Mankasitra e, tsara lay vetso, tohizo hatrany.
endrika01 ( 17/04/2008 11:15)
ndryyyy!ny vetsonao mangina!
tena lafatra ,zay ndray no saika handrotsa-dranomaso hi hi hi !
endrika01 ( 08/05/2008 10:48)
fa maninona ho'aho no lasa 1 sisa le isa?nefa zah mba nanomé 5!indrisy!
toa tsy 1 akory aza fa toa 0,7 fotsiny?
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0094