Hevitra momba ny Safidy

Hiverina amin'ny Safidy
harylovah ( 05/10/2011 10:48)
Mahafinaritra! Raha efa manan'olon-tiana no mitodika any aoriana, dia mamboly fahoriana..
Tsy voatery anjara foana fa safidy koa indraindray..Mahereza enao!
arialy ( 07/10/2011 07:37)
marina io hoe mamboly fahoriana ny mitodika aorina raha efa manan'olon-tiana !! misaotra
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.016