Hevitra momba ny Tamberin-dasako!

Hiverina amin'ny Tamberin-dasako!
proost ( 21/04/2005 12:36)
mahavariana ahy loatra ny tsilalaon-teninao mandra-mpihaona eee!!
tia2005 ( 04/08/2005 14:15)
tiako ilay izy ê! za koa miandry
soari25 ( 19/05/2006 09:44)
"miandry foana ny hiverenan'ny fotoana"
tena marina izany e !
mika06 ( 28/08/2006 09:53)
... tsy misy mahasolo ilay tiana! mahereza, hoy ilay namanao (mi12)
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0089