Ny fitiavako anao (Andrin'ny Avo)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Mihamafy toa vato,
isan'andro mihavao,
eny tsapako tsy miato,
ilay fitiavako anao.

Satria manosika ny rako,
hery varatry ny foko,
vato sakam-pahotako,
ary andrin'ny finoako.

Ka ny fitiavako anao,
eny enao r'ilay anjeliko,
no sarobidy indrindra ao
anatin'ny fo keliko.
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
4370 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0162