Ny vehivavy (Andry Andrianina)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tsy takatrao ho sainina
Ny sata ijoroany
Na hita ho refesina
Ny tanjona imasoany
Na hirika iheverana
Izay hery isalorany
Na ny gidra iaretany
Saingy ilofosany

Ny vehivavy tsy akory
Raha hoe fanaka malemy
Dia ho nilaozan-tsata
Sy vina nokendreny
Ny tanjona ifantohany
fa teny efa nomeny
Hasambaran'ny ankohonany
Imasoany ombieny
--------
Rohy:
Sokajy : Fiaraha-monina
251 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Andry Andrianina
Nampiditra : Andoandrianina
Daty : 11/12/2023 12:35
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
Tononkalo hafa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0218