Mira (Antsatnk)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny amiko?
Efa lasany nanaraka iny faravodilanitra hikasika ny tany

Ny amiko?
Efa nentiny nisidina,nitrobaka ny rahona hilomano anaty kintana.

Ny amiko?
Indro efa nafoiko ho Azy,Ilay tsy manam-paharoa.

Satria ny aminy?
Nafoiny!!!
Nataony ho tsinotsinona,ho entina hamonjena ity foko mahonena.

Ny aminy?
Natolony ho ahy,hianohako Hasambarana anivon'ny tontolo.

Ka ny amiko?
Ny fiainako?
Ny aiko?
Indro hafoiko ho Azy,Ilay nisorotena ho ahy.
--------
Lien:
Catégorie : Fitiavana
965 0
Commentaires
voniala ( 20/12/2007 07:48)
milay leisy Radera a!tsy nampoiziko ho ialahy no nanoratra milay be ohatran'io.SIX é!!!
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : Antsatnk
Inséré par : Antsatnk
Date : 12/10/2007 06:26
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0138