Hevitra momba ny Hetraketraky ny misy

Hiverina amin'ny Hetraketraky ny misy
tiaraj ( 12/11/2008 07:08)
Raha miantsy anao ny olontianao
Aza odiantsy hita noho ny ambomponao
Ampio izy raha tratran'ny herinao
Fa ny kaikitry ny nenina no ho anjaranao
Raha toa tsy omba azy ianao
Eny, ny foko mbola anao
Fa ny saiko sy ny vatako no azy
Domoinalove ( 23/11/2008 15:20)
Marin zan e!
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.009