Hevitra momba ny FARATSIHO

Hiverina amin'ny FARATSIHO
rina15 ( 24 andro lasa)
mankatelina Ikalamako
ikalamako ( 16 andro lasa)
tsisy ilay smiley manambatra tΓ nana misaotra ato moa izany ? hihihi
Rary soa foana Rina o !
hery ( 15 andro lasa)
Ouf nisy ihany πŸ™πŸ™πŸ™

πŸ˜‹
ikalamako ( 15 andro lasa)
Taiza io ry sefo ? ato amiko toa tsisy ? Sa atao dika-petaka avy any andrefan-trano any ?
hery ( 14 andro lasa)
Tsy misy fampidirana azy eto fa amin'ny finday misy. Dia azo atao dika-petaka ihany koa.
ikalamako ( 12 andro lasa)
tsss ka mba voa koa izany izaho sy ny solosaina be ity - hihihi
hery ( 12 andro lasa)
Ny smileys fototra aloha tokony mety raha soratana e. Ohatra hoe : sy ) na : - ) mitambatra manome hoe :-)
Dia mbola azo ampiana hoe : - p lasa :-p sns. Fa ny πŸ™πŸ» tsy haiko hoe inona ny litera afaka mamoaka anazy
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0676