Hevitra momba ny NY TIANA REHEFA TIAVINA

Hiverina amin'ny NY TIANA REHEFA TIAVINA
LEVASOKA ( 15 andro lasa)
Misaotra ny mpanoratra fa anisan'ny nanintona ahy lotra ity asa soratra iray ity😘
rina15 ( 14 andro lasa)
Levasoka< Andalana aiza tamin'ireo no nanintona? Tsapanao ve fa mitombona ny sasany amin'izay voalaza? Misaotra e
LEVASOKA ( 9 andro lasa)
Nanintona ahy loatra ilay hoe (Ny tiana rehefa tiana toa mampifilafila/ manjakazaka/ tsy menatra miteny)
Raha ny fomba fijeriko manokana dia mitombina tsara ary zavatra efa nihatra tamiko! Ny tiana rehefa omena feno vao maika mandratra ny olon_tiany fa rehefa andra isana fanampahan_kevitra matotra vao mahatsiaro manenina sy malahelo. Hoy ilay mpanakanto iray izay hoe rehefa an_tanan'olonkafa aho vao mba hitanao hoe tsara
Misaotra amin'ny asa soratra fa tiako loatra ny andininy telo voalohany! Nanintona be ahy ary azo mitondra hafatra hoan'ny olona mandray lesona
Ravinala
rina15 ( 8 andro lasa)
Levasoka: Tena toetry ny olombelona mihitsy io satria mihevitra izy fa any aminy ny hery (force, puissance, atout, beaute) ka manomboka mametraka izy. Somary hafahafa mihitsy anie isika olombelona izay e!!! Mankasitraka amin'ny fanehoan-kevitre
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0501