fitia ahiahy (arnav)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Niboiboika,nikorina ilay alahelon'ny tomany.
Ra kisendra niahiahy hoe:ianw tsy irery izany.
nikiky moramora ilay adim-po te-hanotany.
Lazao eto androany aky izay any am-ponw any.

fitia tsy tsara voatra,hono fitia kisarisary .
Kanefa isika roa ts niafona fa diso niariary
Fitia tsy tsara orona no sady kizarizary.
ka ra sitrakao malala sitrano fa marary.

Mieritreritra anao mangina mamely ny adin-tsaina.
nipoitra avy ao am-po 'lay alahelo sy taraina.
Topazo maso aky fa ianW ilay olona antenaina.
satria ny fitiavanw no fanafody tena ilaina.

ra ohatra marina izany de mba lazao rahavako.
tsoro amiko mihintsy hoe:fa olon-kafa no firavako.
De tsy omeko tsiny ianw ra misokatra ny vavako.
De aza rarahina akory ra ho maloka ny tavako.

aza vinavinaina akory izay mety aretim-poko.
Aza alana sart an-tsaina ilay ti'anw mitoloko.
Tantarao ambarao fa miandry anao izao aty.
Mba halalako anao kokoa izany fo ka tena tiia.

Tsila asr
--------
Rohy:
883 1
Mpakafy: arnav
Hevitra mandeha
raims randriamalala ( 28/07/2017 14:24)
ny tononkalo tompoko dia fampianarana ny olona hitia ny teny malagasy, koa manentana ary maniry ny mba tsy ampiasa ireny teny miendrika sms ireny raha mety aminao, sady fampianarana hanaja ny fitsipika mifehy ny satan'ny teny malagasy azafady indrindra tompoko fa tsy dia fampiasa amin'ny fanoratana tononkalo ireny abidy vahiny ireny toy ny hoe : w, tsy fiteny loatra ny hoe ianw, sy ny hoe am-ponw, hafahafa ihany mantsy ny vinakin'ny teny amin'izao koa
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : arnav
Nampiditra : arnav
Daty : 12/07/2017 14:21
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0135