Ampidiro aloha ny tenimiafina
ASA (Asaph's Mahane)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny asa no lova,soa tsy lany hasina,
Andaniana ny fotoana,
amin’ny fo sy saina.
Fa ny fety koa indraindray,
fitsaharana masina,
Hanangonana hery
hifohazana maraina.
--------
Lien:
