Ekeko raha ho anao (As'Lamy)

Nantsain'i ikalamako
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
eny, tsy maninona,ekeko raha ho anao
raha ahazoanao fahasambarana
andefitra aho ho anao
ts asiako fanakanana

eny,ekeko raha ho anao
rah mbola fiadanana
sy fafiny ho anao
tsmaninona foroniko ny lalana

ho takariko ihany koa
raha ilay kitana tadiavinao
andaniako ny rondoha
ekeko fa ho anao

dia ekeko fa ho anao
ninoninona atao
eny,hatramin'ny aiko raha takiana
ekeko tsy misy fanahiana

en,ekeko raha ho anao
ekeko hatrany hatrany
ekeko fa ny foko tianao
ekeko tsy ho harahana tomany
--------
Rohy:
1070 1
Mpakafy: AsLamy
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : As'Lamy
Nampiditra : AsLamy
Daty : 20/09/2016 19:30
Antsantononkalo
Nantsain'i ikalamako
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0211