HONOHONO VE - AZRAEL
Azo vakiana?
Honohono ve ry tiana
No mahatonga anao hanahy?
Honohono hoe fandrafiana
Dia efa ampy handaozana ahy?
Honohono ve dia vita?
Sanatriavo re malala a!
Ho vita hatreo ve ny amintsika?
Tsy ho faly izao ireo mpankahala?
Honohono ve?tsy haiko,
Fampiadiana tsotr'izao,
Mijanona re ry aiko a!
Nefa asakasakao!
AZRAEL
Sokajy :
Fitiavana
Mombamomba
Mpanoratra : AZRAEL
Nampiditra : azrael666Daty : 25/11/2022
Mpamangy : 85
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
VOADYRaha ho avy ilay alina ts
HONOHONO
RAHA IZAY NO SITRAKAO
DIARY