Ampidiro aloha ny tenimiafina
REHEFA TIA (AZRAEL)
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ianao rehefa babo, ianao rehefa tiaDia hadinoy aloha ny Filozofia
Hadinoy koa ny ambadika sy fika
Mbamin'ny kajikajy sy resa-politika
F'ilay fitia madio toa rivotry ny ala
No avelao hitsoka anatin'ny fonao
Ilay fitia toa rano madio mangalahala
No aoka hikoriana hitondra aina vao
AZRAEL
--------
Lien:
Catégorie :
Fitiavana
