Hevitra momba ny MPANOLANA ZAZA

Hiverina amin'ny MPANOLANA ZAZA
tselatra ( 21/08/2005 09:11)
ie! ota fady tapitr'ohatra marina satria tsy mba fanao eto an-tany izy ireny, efa ho rava marina izao fiainana izao ,na dia any aminy tontolon'ny biby aza tsy ahitana an'izany ,mba nandinika aho hoe :karazan-tsazy toy ny ahona no homena azy ,aleo rangahy hafindra planeta izy e! satria ny eto antany efa tsy mendrika azy.
JMR ( 21/08/2005 10:19)
Ary raha any amin'ny planeta hafa any indray izy no manao ny habibiany dia ahoana?
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0096