NY HOAVY (bertinfast)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY HO AVY

Idro fa itako mangarangarana
Efa mandombaravarana
Ilay ho avy tsy hay fatarina
Mifono mistery tena lalina

Miomana ianao izay mianoka fatratra
Amin' izao fiainana izao
Fa ho toga ilay ho avy izay tsy fatatrao
Dia ny farany amin'ny fiainanao

Tsarovy fa manampetra hatrany hatrany
Izay olombelona miaina eto an-tany
Fataro izay lalana hakanesana any
Dia ny ho avin-tsika izany
ac/bertinfast
--------
Rohy:
Sokajy : ny ampitso
1068 0
Hevitra mandeha
bertinfast ( 04/12/2015 19:50)
fataro nytanjonao dia haomby @zay rehetra ataonao ianao dia izay no miantoka ny hoavy rahatr'zay
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : bertinfast
Nampiditra : bertinfast
Daty : 04/12/2015 19:48
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0132