NY FITIA -Mangina ny tany (bertinfast)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY FITIA
-Mangina ny tany fa tonga ilay alina mangina
Alin-dranomaso feno fangirifirina
Tsy mba misy namana na ko olon-tina
Nefa na zany aza ry foko mangina !
Fa maninona ary aho ry foko no ampijalina ?
Fa maninona ianao no tsy manana tina ?
Fa maninona oanao no moavam-pangaro ?
Saminia tsy mahatsiaro !
-Miandrasa fa aza maika
Ny fitiavana dia poizina
Ka madoro sy mafaika
Fa mahafaty amin’ny tsiampoizina
-Ko tsy maty dadanay sy nenenay !
Tamin’izy nifankatia
Hatramin’zay !
Fa velona sy niteraka anay
-Ry kely saina mba rovina ianao no mba alala
Izany atao hoe fitiavana
Misy androny izy ireny
Tsy mety ho an’ny mbola kely
a/c : Bertin fast
--------
Rohy:
1561 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : bertinfast
Nampiditra : BERTINFAST
Daty : 13/12/2015 19:26
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0617