TIKO IANAO (bertinfast)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TIKO IANAO
Tiko ianao
Tiko nefa tsihitako izay atao!
Ra mba fatatrao
Zany ao am-poko ao
Mangetaheta fatratra
Maniry ny fitiavana
Izay tsy azo ferana
Nefa tsy azo atao amboletra!
Fitiavana avy ao am-po
Izay tokony hifanako@ olon-droa
Ho anao sy ho ahy
Nefa izaho toa tsy sahy
Tiko ianao !
Izany foana no ao am-poko ao
Nefa za miaotra
Ary ko matahotra
Ny hilaza izany@nao
Koa mba ampio re!
Mba meteza ianao andre
Izato fihetsiko mitory fitia
Izay mba tiko ho tsapan-dry.
Ac/ bertin fast
--------
Rohy:
2092 2
Mpakafy: za1 - bertinfast
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : bertinfast
Nampiditra : bertinfast
Daty : 04/12/2015 19:17
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0247