You are here: home > Vetso

Fa ny fitiavako - bidich

Azo vakiana?



fa ny fitiavako
tsy maro fa tokana iray
ka ny fivavako
hitia anao mandrakizay

ataoko ny tsy hampiofo
ny lokom-pitiavako anao
ka na rivotra hifofo
izaho sahy hijoro ho anao

ny foko efa tia
mitahiry hafanana
hiraisana tananà

raha tsy ho doria
isika hifandray tanàna
hijanona ho mpinamanà

Mombamomba

Mpanoratra : bidich

Nampiditra : bema
Daty : 16/12/2003
Mpamangy : 1031
Mankafy : 0

Tononkalo hafa

Ianao ilay gasigasy iny