anjara (bruno andrinaina)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
mba iza ary no anjarako
ka afaka hanova ny tantarako
ilay fanoratako hakivina
mba hovainy fifalina

mba iza ary no anjarako
ka honome ahy fifalina
hifampizara teny mamy
na de aminy alina mangina
mbola tsy aiko hatram'zao
fa ra tonga eto enao a!
de hovako lay nosoratako
hoe:"azafady nge ry sipa
ny mamprafy ao ts ditra"
hovaiko fehezanteny iray
hoe"izaho ho anao mandrakizay"

iza ary no hamaly zay retraretra zany!
sa zay lay nofinofy mbola tsis fiafarany
endrasako eto na ovina na ovina e!
siotsioka sy hirahara no iandrasako anao
fa tsy akivina!
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
1417 0
Hevitra mandeha
bruno1991.andriniaina ( 01/08/2014 16:24)
mety ho tonga iany
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : bruno andrinaina
Nampiditra : bruno1991.andriniaina
Daty : 01/08/2014 16:22
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0719