fitia hafa kely (bruno andrinaina)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ny fitiavany hono ,fitia an-teriterytsy mba nananany safidy
fa terena tsotra zao mba hanaiky izay
tsy anjarany ka tsarony hoe mangidy!
ny fitiavany hono ,fitia tefimata
terena mba hitia ilay olona tsy fantany
fitia tsisy maminy fa fo tsy mifandray
no terena mba hitambatra ho fo mitempo iray
ny fitiavany hono , fitia manganohano
te handatsan-dranomaso hiantsoantso
mafy fa mangidy ra mangindy ilay tsy anjara
na safidiny
ilay terena mba ho vadiny hanangana ny hoaviny
fitia hafakely bruno andriniaina
--------
Rohy:
Sokajy :
Fitiavana
Hevitra mandeha
bruno1991.andriniaina
(
01/08/2014 16:20)
niezahako ho tsara
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny tononkalo
Mpanoratra : bruno andrinainaNampiditra : bruno1991.andriniaina
Daty : 01/08/2014 16:19