ditra sa revy (bruno andrinaina)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Azafady nge ry sipa e!
ny mampirafy oa tsy ditra
Fa justa hoe mba mirevy
k' aza de asina bedy!

Toiny revy retraretra io!
ary tena manampetra
Ary aza de asina sira
na fantatrao fananina !

Tsy sanatry ka milavany
na mangataka izay tsy rariny
Rehefa vita nge ny mariazy
de za voafatotra aminy tady e!
Na sabotsy io na alahady
tena tsy afaka iblagy
Mba avela mo za handeha e!
ditra sa revy
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
1701 0
Hevitra mandeha
bruno1991.andriniaina ( 01/08/2014 16:36)
aza manao an zan a!
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : bruno andrinaina
Nampiditra : bruno1991.andriniaina
Daty : 01/08/2014 16:35
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0144