MAFY NY MISARA-TOERANA REFA MIFANKATIA (diamondra)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Hisara-toerana izaho sy ianaoMba samy hitady zay mahasoa
Nef tadidio fa ny fitiavantsika ro(a)
Dia ts ho ritra na ho lo
Mafy zany tsy ho fihaonana maharitra izany
Enao ho any antsirabe zà ho any ampitan-dranomasina any
Tena tsy tantiko ka mahatonga ahy dia hitomany
Tsy mahafoy,resy ny hakiviana
Satria ho lavitr'olon-tina
Fakam-panahy be no mety handalo mandritra izany fotoana izany
Ny hany sisa teniko dia ny fifampitondrana am-bavaka ny fitiavan-tsika hatrany hatrany.
--------
Rohy: