Hira vitsivitsy (Playlist L.12.12) (Dimbirazantsoa)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Raha any andro ianao ahatsiaro
Hanembon'ireo ora maro
Niarahana nifaly
Niizara ireo mamy

Dia indreto ny hira vitsivitsy
izay nandravahantsika
Ny dia sy ny alina mangina
Nifankatiavana ry tiana

Playlist: https://www.youtube.com/playlist?list=PLB2Ul8mdpos4SSbzHAleokZwA6N4Xetrb
--------
Rohy:
114 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Dimbirazantsoa
Nampiditra : Dimbirazantsoa
Daty : 26/12/2023 14:32
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
Tononkalo hafa
Ray
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0137