Rahoviana? (Dimbirazantsoa)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ataovy am-po fa ny ampitso
Toy ny androany, mbola hisy
Fitia tsy resin'ny fotoana
Na hisesy koa ny taona

Koa,
Ianao no herany sakaiza
Rahoviana ary hatraiza?
No hitoeranao hanjaka
indro ny foko ataonao Lapa
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
137 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Dimbirazantsoa
Nampiditra : Dimbirazantsoa
Daty : 26/12/2023 14:38
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0688