novonoiko ny alaheloko no (Elra)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
novonoiko ny alaheloko
nokoboniko hatrizay
nariako reo tsiambarateloko
zay niarahatsika hatramizay

na misy aza ny ratra po
tsy hanozona aho akory
maniry anao ho afa-po
tsy ho ambinin java mahory

hangina aho fa voa
tsy hamoifo sanatria
fa hitsabo zato fo
noratrainao ry fitia
--------
Rohy:
Sokajy : Alahelo - Fitiavana
1326 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Elra
Nampiditra : elras
Daty : 28/01/2016 08:42
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0141