TIKO IANAO Tiko ianao, i - ernest2015
Azo vakiana?
TIKO IANAO
Tiko ianao, ianao irery ihany
Tiko ianao,mandra pialako eto antany
Tiko ianao,hiraikitra ato ampoko
Tiko ianao,sanatria hoe hiova loko.
Tiko ianao,ho tena tia ahy
Tiko ianao,tsy misy ahiahy
Tiko ianao,ho anahy samy irery
Tiko ianao,tsy ho an'iza velively.
Tiko ianai,dia mbola tiko hatrany
Tiko ianao,na hitsiky na tomany
Tiko ianao,hiandrandra Paradisa
Tiko ianao,ho ahy irery tsy ho an'iza.
Tiko ianao,tiko tsisy tambiny
Tiko ianao,toky feno fa tsy tampany
Tiko ianao,amin'ny fo sy saina ary fanahy
Tiko ianao,ianao koa tia anahy!
Sokajy :
Fitiavana
Mombamomba
Mpanoratra : ernest2015

Nampiditra : ernest15
Daty : 30/11/2015
Mpamangy : 2536
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
IARETAKO HATRANY IaretakoIZA MOA IANAO?
"IO FITIAVANA IO"
IZANY FIAINANAO?
FITIA TSY ANJARA
"Fandalovana Avokoa"
VEHIVAVY FITAOVANA IHANY
LAZAO FA TIA Efa ela iha
TIKO LOATRA IANAO Avelao
"TSORY AMIKO..."