You are here: home > Vetso

ernest2015

RANDRIANATOANADRO Ernest vohanson no tena anarako. Teraka tamin'ny 23/06/1997 tao Toliara.Nianatra tamin'ny sekoly tsy miankina aho tao Toliara,avy eo niakatra teto Antananarivo ny volana jona 2006, dia naianatra teto.Ary  nanomboka nanoratra ny taona 2013. Tsotra be azo resahana tsara ny Tovolahy.

Hevitra mandeha

ILIMIMJIVISDI (02/01/2016 16:42:50)

Hay Ingahy koa ato kay Tongasoa Rahalahy....

ernest15 (05/01/2016 05:56:47)

Ie! misaotra lesy ny akamako oh!

Hametraka hevitra

Midira aloha