You are here: home > Vetso

VAVAKA HOAN'NY FITIA - ernest2015

Azo vakiana?

VAVAKA HOAN'NY FITA
O!Ry Ray be fitia
Tahio ny fitavanay
Mba haharitra hodoria
Ary koa mandrakizay
    Ray o!Mba tahio
    Iny ololn-tatiko lavtr'ahy
    Mba ho tia sy tsy hanadino
    Mba tsy hananako ahiahy
Tompo o!Mba tantano
Izato lalan-janakao
Mba tsy hanganohano
Sy hitoloko lava izao
    Tompo o!Mba tahio
    Mba hifanaja izahay
    Hifankatia anio
    Ary koa mandrakizay

Amena!

Sokajy : Fitiavana, Vavaka