Hevitra momba ny MASOANDRO MODY

Hiverina amin'ny MASOANDRO MODY
raims randriamalala ( 18/12/2018 14:09)
miarahaba an'i Julien, mafinaritra ilay fitiavanao manoratra, fa indro kely fotsiny, ny lafin'ny tsipelin-teny mbola mila ezaka be, somary mamakia boky tononkalo dia mazotoa ary manorĂ ta foana e
raims randriamalala ( 18/12/2018 14:12)
ireto no teny ahitsiko amin'io sangan'asanao io:
rovina, rahovina : rahoviana ---- akotra : ankoatra --- antany : an-tany --- endraso : andraso --- miazakazaka : mihazakazaka
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.01