MASOANDRO MODY (Fandeferantsoa julien)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Masoandro mody
Ny fiainantsika ety
Rovina vao ho tody
Ery akotra ery

Miazakazaka aokizany
Ny fiainana eto antany
Rahovina vao ho tody
Ilay masoandro mody

Tsy misy fiatsarany
Ny tontolo hita maso
Tsy maintsy misy fiafarany
Fa endraso endraso
--------
Rohy:
Sokajy : Aingam-panahy
927 0
Hevitra mandeha
raims randriamalala ( 18/12/2018 14:09)
miarahaba an'i Julien, mafinaritra ilay fitiavanao manoratra, fa indro kely fotsiny, ny lafin'ny tsipelin-teny mbola mila ezaka be, somary mamakia boky tononkalo dia mazotoa ary manorĂ ta foana e
raims randriamalala ( 18/12/2018 14:12)
ireto no teny ahitsiko amin'io sangan'asanao io:
rovina, rahovina : rahoviana ---- akotra : ankoatra --- antany : an-tany --- endraso : andraso --- miazakazaka : mihazakazaka
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fandeferantsoa julien
Nampiditra : fandeferantsoajulien
Daty : 17/12/2018 19:09
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0136