DISO TIA ANAO (Felan' Angoty)

Nantsain'i
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
F'izao,...Rehefa any ianao
Izy tsy hikasika ny vata-tenanao
Tsy hikitikitika na singam-bolo iray
Maika aza izy faly fa hahita anao indray
Hijoro eo anoloany
Dia ny zavatra hataony
Mino aho f'holazainy anao 'zay hetaheta
Mikoriana anaty fony
Ho lazainy anao fa ny fiainany rehetra
Sy ny sombiny fitiavany renoka matory
Mbola tiany omena
Ka manana fo onena sy fo mahay mangoraka
Ho an'ity adala resy tsy mba potraka
DISO TIA ANAO

Felan' Angoty
13/Nov/18
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
557 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Felan' Angoty
Nampiditra : FELAN_ANGOTY
Daty : 22/08/2019 06:11
Antsantononkalo
Nantsain'i
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0138