Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hevitra momba ny Ny fitiavanao
Hiverina amin'ny Ny fitiavanao
marcocofa (
07/11/2006 17:02)
tena tsara be io tonokalo io fa tena marina mintsy misaotra anao nandefa an io
rivorazafy (
08/11/2006 12:12)
tsy ratsy aloha ilay tononkalo e!fa tsy dia mazava amiko loatra ny hevitra lazainao amin'ny farany.ny fitiavana koa anefa azo ovaina endrika soa aman-tsara na efa nifandray toy ny mpianadahy aza ianao sy ilay olona
