Maraina vaovao (Fré)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Maraina vaovao
Tombony ho ahy sy ho anao
Koa samia ary mazoto
Dia aoka hisaorana ny Tompo

Maraina vaovao,
Hiainga tokoa izaho sy ianao
Enga anie samy hahery
tsy harofy tsy ho voan'ny sery

Hafatrafatra ho antsika
Aoka tsy hisy ho mangatsika
Hitafio tsara re Jesosy
Ny Teniny ataovy am-paosy

Dia aoka samy ho voky tsara
Ny mofon aina efa voazara
Sao any andalana no torana
Na sanatria ho tratry ny orana ok
--------
Rohy:
Sokajy : Fiainana
112 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fré
Nampiditra : Herinirina fre
Daty : 27/08/2024 20:21
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0139