Trondro no laoka (Fré)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Trondro no laoka?
Noana ny saka?
Tsy hainao samborina?
Tsy hita hofatorana?

Ho sasatra eo ianao raha himenomenona
Fa ny azy ny fofona ihany no henony
Ny vavany miomana ny indray hitelina
Vao miodina ianao,izy indray hielina,

Ny vilaninao ihany no atao tsara ambina
Hafaro ny hafa tsy hanao antsirambina
Sakano ny ny saka fa ndrao mitsoriaka
Ka ho lasany eo indray ny anjarantsika

#Fifidianana_07_nov
--------
Lien:
247 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : Fré
Inséré par : Herinirina fre
Date : 27/08/2024 20:33
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0152