Commentaire à propos de RØzâh malalako
Revenir à RØzâh malalako
raims randriamalala (
25/02/2019 15:42)
miarahaba an'i fredi, mino kosa aho fa mahazaka fanitsiana tsipelinteny ianao matoa mandefa sangan'asa ato e! izy ity manko natokana sehatra iray hanabeazana olona iray mba hahay hitandro hatrany ny teny malagay madio rano fotsiny, mafinaritra anefa ianao tia manoratra sy te-hizara ny talentanao, noho izany fampianarana ny mpamaky rehetra izy ity ka mila fitandrona mandrakariva ny resaka asa soratra indrindra ny tsipelinteny izay maha teny malagasy ny teny malagasy, ka raha sitrakao dia aza mampiasa fanafohezan-teny mihitsy, misaotra anao sahady manaiky hahitsy o!!!
ikalamako (
27/02/2019 12:46)
ombaiko manana ny hevitr'i raims. Asa na nahita ity hafatra ity ianao Fredi. Manjary voatery handray fepetra ny mpiandraikitra raha toa ka tsy nieritreritra hanao ezaka hanoratra madio ianao. Zavakanto ny tononkalo, tokony ho kanto araka zay anarany izay.
