AHY SAMIRERY (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
AHY SAMIRERY





Maneritery
ny ao anatiko ao,
hafahafa mihitsy ;
ahy samirery
ny tsapa aminao
efa ho taona vitsy.





Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
673 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0125