You are here: home > Vetso

FAHAVARATRA - Fredy Jaofera

Azo vakiana?



FAHAVARATRA





Rehefa be ny alahelo
dia toy ny fahavaratra
ny andro tiana rehetra,
tsy ilana akory ny elo
fa mbola oram-baratra
ao am-po tsisy fetra !




Fredy JAOFERA



Hametraka hevitra

Midira aloha