LASA NY VORONA (2) (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
LASA NY VORONALasa ny vorona
vao tankina teo
iny olona iny
fa dia nisorona
ny nisy, zareo,
ka nahazo tsiny.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Ahy - Embona - Fisarahana - Fahatsiarovana - Fananarana - Fiaraha-monina - Alahelo - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy
