TSY HO VERY (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TSY HO VERYNy fotoana lany
tamin'ny fitiavana,
tsy ho very mihitsy,
hamiratra hatrany,
sady hampitavana
amin'ny sento vitsy.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Fitiavana - Fisarahana - Fiaraha-monina - fiainana - fananarana - Fahatsiarovana - Eritreritra mandalo - Alahelo - Aingam-panahy
