TSY KAMBOTY - Fredy Jaofera
Azo vakiana?
TSY KAMBOTY
Tsy kamboty
ny maty ray
fa ny maty reny :
miaina angoty
mandrakizay
sy tretrika eny.
Fredy JAOFERA
Sokajy :
ahy, Aingam-panahy, Alahelo, Eritreritra mandalo, fananarana, fiainana, Fiaraha-monina, Fitiavana
Mombamomba
Mpanoratra : Fredy Jaofera
Nampiditra : 3004
Daty : 21/05/2022
Mpamangy : 96
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
HONTSA LAVATSY AMINAO
ANDRAIKITRA
MIAFINA
MANOVA TENY
TOY NY TANTELY
LELA
TENY KELY
HAZO NGEZA
VALINY TSARA