VOROMAHERY (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
VOROMAHERYNataoko hitsikitsika
hivavahana
kanjo voromahery
nipaoka akoho
iny hita nibitsika
sy niarahana
ka nampisy fery
ny tao am-po !
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Alahelo
Fans:
Zozoro
Commentaires
Zozoro
(
16/06/2009 14:52)
Mankasitraka.
