You are here: home > Vetso

FITIA - Gauss

Azo vakiana?

..FITIA

angamba raha tsy ianao ry tiko
no niankinan'ity foko
dia zava-poana ny fisiako
manin.dava mitoloko

raha tia ny tina de mba tiko
ianao wanah ny faniriko
ianao mandao aloha de halako
satria ianao no tena namako

aza omena tsiny ary aho
raha namisavisa anao
nandritra ny ora maro2
nandefa saina nifangaro
  tao ny tsara tao ny ratsy
nefa tsy nampiova inona
tsapako fa fitia no vatsy
anamakiko ny ririnina..

rediredy daholo zany
f'aza de misaina lalina
ka dia aza tsiny ihany
TIKO IANAO NO TENA MARINA

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Mpanoratra : Gauss


Nampiditra : miranto068
Daty : 24/03/2020
Mpamangy : 114
Mankafy : 1

Tononkalo hafa

CORONA VIRUS / COVID-19
HANATRA