HANATRA - Gauss
Azo vakiana?
HANATRA
aza miandry efa voa
vao mahay miverin.doha
latsa.nenina t@ vita
hoe takizay aho tsy naditra
ditra havako vita foana
fa mba jereo ny hiafarany
tsy ilay manoloana
fa hatrany aorina any
mivavaha sy mikiriza
dia jereo lay nahabe
rehefa ngeza ianao mirija
valio soa ireo lehibe
antenaiko ianao tsy ho very
raha arahinao ny teny
izay omen'i dada sy neny
fa mahasoa izy ireny..
ka hoy aho aty ampara
"tsy voatery hoe tsara,
izay hita sy lalovanao
amin'izao fotoana izao"
by GAUSS
25/03/2020
Hametraka hevitra
Midira alohaMombamomba
Mpanoratra : Gauss

Nampiditra : miranto068
Daty : 25/03/2020
Mpamangy : 201
Mankafy : 1
Tononkalo hafa
CORONA VIRUS / COVID-19FITIA