DIARY (Zoky Eric)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
taona 2016 : taona mangidy tato anatiko
ka ho soratako ho tantara
mba ho hitan'ny ao hafara.
nande ny taona ny volana , tsara ny foana ny vokam~panadinana
fa ankehitriny to nivadika
toy ny sambo rendrika
tsy afaka BAC zany tenako
fahorina ny fonenako.
rano maso aok'izany
ny androm~piainako androany
--------
Rohy:
Sokajy : Alahelo - fiainana
1142 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Zoky Eric
Nampiditra : Shcwarzeneric
Daty : 07/09/2016 13:25
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.016