Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hevitra momba ny fitiavana manorisory
Hiverina amin'ny fitiavana manorisory
hasiniony (
01/03/2011 12:12)
Ny haizimpito aza iky,
mbola mahafoy mitsiky
mitondra helatra mandalo
ho an'izay tsy afa-mikalo.
...
Moa va tsy sahan'ady?
feno rafy, tobaka ady
no tian'ny fo mba ho kijanany
ka ifikirany ho tananany!
...
Ka raha fitiavana nirina,
no mampidraiko fahoriana
dia aoka ho fantatrao mazava
fa ny diavola mbola ho lava!
mbola mahafoy mitsiky
mitondra helatra mandalo
ho an'izay tsy afa-mikalo.
...
Moa va tsy sahan'ady?
feno rafy, tobaka ady
no tian'ny fo mba ho kijanany
ka ifikirany ho tananany!
...
Ka raha fitiavana nirina,
no mampidraiko fahoriana
dia aoka ho fantatrao mazava
fa ny diavola mbola ho lava!
